Psalms 52:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tia ny ratsy noho ny tsara ianao ary ny lainga noho ny miteny ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no mirehareha amin’ny haratsianao, ry ilay mahery! - Maharitra mandrakizay ny hatsaram-pon’Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana ianao no mirehareha amin’ny ratsy, ry ilay mahery mamely ny mpivavaka marina.
Malagasy Bible 1865
Efa tia ny ratsy noho ny tsara ianao, ary ny lainga noho ny miteny ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tia ny ratsy noho ny tsara ianao ary ny lainga noho ny miteny ny marina.
malagasy
Efa tia ny ratsy noho ny tsara ianao, ary ny lainga noho ny miteny ny marina.