Psalms 52:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misaina afa-tsy ny ratsy ny lelanao, mova tsy ny antsy maranitra, ry mpihatsaravelatsihy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heloka hatrany no saininao; toa hareza maranitra ny lelanao, ka kinga tokoa raha hanendrikendrika;
Malagasy Bible 1865
Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.
malagasy
Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.