Psalms 52:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra kosa hanongana anao mandrakizay; hisambotra anao sy hanongotra anao hiala ao an-day Izy ary hamongotra anao tsy ho eo amin’ny tanin’ny velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleonao ny ratsy toy izay ny soa; ny lainga, toy izay ny marina. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy mba ny tsara no tianao fa ny ratsy, tsy mba ny marina fa ny lainga. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra kosa hanimba anao mandrakizay; hisambotra anao sy hanongotra anao hiala ao an-day Izy, ary hamongotra anao tsy ho eo amin'ny tanin'ny velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra kosa hanongana anao mandrakizay; hisambotra anao sy hanongotra anao hiala ao an-day Izy ary hamongotra anao tsy ho eo amin’ny tanin’ny velona.
malagasy
Andriamanitra kosa hanimba anao mandrakizay; hisambotra anao sy hanongotra anao hiala ao an-day Izy, ary hamongotra anao tsy ho eo amin'ny tanin'ny velona. [Na: hanongana]