Psalms 52:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hijery ny marina dia hatahotra ka hihomehy azy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny mamohehatra rehetra no tianao, ry lela mpandainga!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny manimba avokoa no maminao, ry mpamitaka.
Malagasy Bible 1865
Ny marina hijery, dia hatahotra ka hihomehy azy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hijery ny marina dia hatahotra ka hihomehy azy hoe:
malagasy
Ny marina hijery, dia hatahotra ka hihomehy azy hoe: