Psalms 52:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny lehilahy izay tsy nanao an’Andriamanitra ho heriny fa natoky ny haben’ny harenany ka nikikitra tamin’ny faharatsiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka indro Andriamanitra hanongana anao mandrakizay kosa; hosamboriny sy hotsoahany avy eo an-dainao ianao, dia hofongorany eo amin’ny tanin’ny velona. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra kosa no hanongana anao mandrakizay; hisambotra sy hisarika anao hiala ny tranonao Izy ary hanongotra anao amin’ity tany ivelomantsika ity. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Indro, ny lehilahy izay tsy nanao an'Andriamanitra ho heriny; fa natoky ny haben'ny hareny ka nikikitra tamin'ny faharatsiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny lehilahy izay tsy nanao an’Andriamanitra ho heriny fa natoky ny haben’ny harenany ka nikikitra tamin’ny faharatsiany.
malagasy
Indro, ny lehilahy izay tsy nanao an'Andriamanitra ho heriny; fa natoky ny haben'ny hareny ka nikikitra tamin'ny faharatsiany.