Psalms 52:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia tahaka ny hazo oliva maitso ao amin’ny tranon’Andriamanitra. Matoky ny famindrampon’Andriamanitra mandrakizay doria aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita izany ny marina, dia hatahotra, ka hihomehy azy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olo-marina hahita izany ka hitolagaga ary dia haneso anao sy handatsalatsa hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa izaho dia tahaka ny hazo oliva maitso ao an-tranon'Andriamanitra. Matoky ny famindram-pon'Andriamanitra mandrakizay doria aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia tahaka ny hazo oliva maitso ao amin’ny tranon’Andriamanitra. Matoky ny famindrampon’Andriamanitra mandrakizay doria aho.
malagasy
Fa izaho dia tahaka ny hazo oliva maitso ao an-tranon'Andriamanitra. Matoky ny famindram-pon'Andriamanitra mandrakizay doria aho.Hidera Anao mandrakizay aho, fa efa nataonao izany; ary hiandry ny anaranao eo anatrehan'ny olonao masina aho, fa tsara izany.