Psalms 52:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera Anao mandrakizay aho satria Ianao no nanao izany, ary hanantena ny anaranao aho, eo anatrehan’ny olonao masina, satria tsara Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
io no olona tsy nanao an’Andriamanitra ho mandany, fa nitoky tamin’ny habetsahan’ny hareny, sy nihambo tamin’ny haratsiany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indro ilay lehilahy mpiady, tsy nanao an’Andriamanitra ho heriny fa niantehitra tamin’ny harem-beny, nirehaka tamin’ny haratsiany.»
Malagasy Bible 1865
Hidera Anao mandrakizay aho, fa efa nataonao izany; ary hiandry ny anaranao eo anatrehan'ny olonao masina aho, fa tsara izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera Anao mandrakizay aho satria Ianao no nanao izany, ary hanantena ny anaranao aho, eo anatrehan’ny olonao masina, satria tsara Ianao.
malagasy
Hidera Anao mandrakizay aho, fa efa nataonao izany; ary hiandry ny anaranao eo anatrehan'ny olonao masina aho, fa tsara izany.