Psalms 53:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eny an-danitra Andriamanitra no miondrika mijery ny zanak’olombelona mba hizaha raha misy hendry mitady an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala manao anakampo hoe: «Tsy misy Andriamanitra!» Efa simba izy ireo, nanao heloka vetaveta; tsy misy manao ny tsara na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Adala izay miteny anakampo hoe: «Tsy misy Andriamanitra!» Maneho toetra lo sy maharikoriko ireo sady tsy mba misy manao ny tsara.
Malagasy Bible 1865
Eny an-danitra Andriamanitra miondrika mijery ny zanak'olombelona, mba hizaha na misy hendry mitady an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eny an-danitra Andriamanitra no miondrika mijery ny zanak’olombelona mba hizaha raha misy hendry mitady an’Andriamanitra.
malagasy
Eny an-danitra Andriamanitra miondrika mijery ny zanak'olombelona, mba hizaha na misy hendry mitady an'Andriamanitra.