Psalms 53:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy efa nivily lalana izy rehetra ka tonga nanao zava-betaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijery ny zanak’olombelona eny an-tampon’ny lanitra, Andriamanitra. Mba hahita raha misy olona manan-tsaina eny; na misy olona mitady an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eny an-danitra eny Andriamanitra no miondrika hijery ny olombelona, hizaha sao mba misy olon-kendry izay mitady Azy tokoa.
Malagasy Bible 1865
Samy efa nivily izy rehetra ka tonga vetaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy efa nivily lalana izy rehetra ka tonga nanao zava-betaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara na dia iray akory aza.
malagasy
Samy efa nivily izy rehetra ka tonga vetaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.