Psalms 53:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahalala va ny mpanao ratsy? Mihinana ny oloko toy ny fihinanana mofo no sady tsy miantso an’Andriamanitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nania, efa tonga ratsy avokoa izy, tsy misy iray akory manao ny tsara, na dia iray monja ihany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izy rehetra no mania, ka samy tsy valahara avokoa; tsy mba misy manao ny tsara, na dia iray akory aza!
Malagasy Bible 1865
Tsy mahalala va ny mpanao ratsy, izay mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina, ary Andriamanitra tsy antsoiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahalala va ny mpanao ratsy? Mihinana ny oloko toy ny fihinanana mofo no sady tsy miantso an’Andriamanitra izy.
malagasy
Tsy mahalala va ny mpanao ratsy, izay mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina, ary Andriamanitra tsy antsoiny?