Psalms 53:7 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enga anie ka hivoaka avy ao Siôna ny famonjena an’i Israely! Amin’ny fampodian’Andriamanitra ireo lasan-ko babo amin’ny vahoakany, dia hifaly i Jakôba, ary hiravoravo i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hivoaka avy ao Tsiôna anie ny famonjena an’i Israely, ka hifaly sy hiravo ny taranak’i Jakôba, dia ny vahoaka Israely tsivakivolo, rehefa hambinin’Andriamanitra indray izy!