Psalms 54:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, henoy ny vavaka ataoko! Atongilano hihaino ny tenin’ny vavako ny sofinao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony ny Zifeanina tonga nilaza tamin’i Saola hoe: «Miery any aminay i Davida.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fony tonga ny Zifita ka nanao tamin’i Saoly hoe: Miery any aminay i Davida.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mihainoa ny tenin'ny vavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, henoy ny vavaka ataoko! Atongilano hihaino ny tenin’ny vavako ny sofinao!
malagasy
Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mihainoa ny tenin'ny vavako.