Psalms 54:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy ary mpampihorohoro no mitady ny aiko; tsy mihevitra an’Andriamanitra ho eo anatrehany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo aho, ry Andriamanitra, noho ny Anaranao, ary omeo ny rariny aho, noho ny herinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, vonjeo aho noho ny voninahitrao; ary omeo rariny aho satria mahery Ianao!
Malagasy Bible 1865
Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy, ary olon-dozabe no mitady ny aiko; tsy mihevitra an'Andriamanitra ho eo anatrehany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy ary mpampihorohoro no mitady ny aiko; tsy mihevitra an’Andriamanitra ho eo anatrehany izy.
malagasy
Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy, ary olon-dozabe no mitady ny aiko; tsy mihevitra an'Andriamanitra ho eo anatrehany izy.