Psalms 54:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro Andriamanitra no Mpamonjy ahy, ny Tompo no Mpanohana ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny fivavahako, ry Andriamanitra, atongilano ny sofinao amin’ny teny aloaky ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mba mampandria sofina amin’ny teniko.
Malagasy Bible 1865
Indro, Andriamanitra no Mpamonjy ahy; ny Tompo no Mpanohana ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro Andriamanitra no Mpamonjy ahy, ny Tompo no Mpanohana ahy.
malagasy
Indro, Andriamanitra no Mpamonjy ahy; ny Tompo no Mpanohana ny fanahiko.