Psalms 54:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamaly ny ratsy ataon’ny mpampahory ahy Izy; aoka ny fahamarinanao no handringananao azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misy olon-kafa firenena, mitsangan-kamely ahy; misy olona mpanao an-keriny mitady ny aiko; tsy manao an’Andriamanitra eo imasony izy. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa olona hafa firenena no mitsangan-kamely ahy, olon-dozabe no mitady hahafaty ahy tsy miraharaha Anao akory ireo. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hamaly ny ratsy ataon'ny mpampahory ahy Izy; aoka ny fahamarinanao no handringananao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamaly ny ratsy ataon’ny mpampahory ahy Izy; aoka ny fahamarinanao no handringananao azy!
malagasy
Hamaly ny ratsy ataon'ny mpampahory ahy Izy; aoka ny fahamarinanao no handringananao azy.