Psalms 54:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An-tsitrapo no hanolorako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, TOMPO ô, fa tsara Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro, Andriamanitra no vonjiko, ny Tompo no tohan’ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro kosa Andriamanitra manampy ahy, ny Tompo no hany mpanohana ahy;
Malagasy Bible 1865
Sitrapoko ihany no hanaterako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An-tsitrapo no hanolorako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, TOMPO ô, fa tsara Ianao.
malagasy
Sitrapoko ihany no hanaterako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izy.Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin'ny fahoriana rehetra Izy; ary ny masoko dia faly mijery ny amin'ny fahavaloko.