Psalms 54:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin’ny fahoriana rehetra Ianao ary ny masoko dia faly mijery ny amin’ny fahavaloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanatsingerina ny ratsy amin’ny mpanohitra ahy izy. Noho ny Fahamarinanao dia aoka haringanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy anie hamaly ny ratsy ataon’ny mpitsikilo ahy! Aringano ireo satria mahatoky tokoa Ianao.
Malagasy Bible 1865
Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin'ny fahoriana rehetra Izy; ary ny masoko dia faly mijery ny amin'ny fahavaloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin’ny fahoriana rehetra Ianao ary ny masoko dia faly mijery ny amin’ny fahavaloko.
malagasy
Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin'ny fahoriana rehetra Izy; ary ny masoko dia faly mijery ny amin'ny fahavaloko.