Psalms 54:8 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanatitra sorona aminao, amin’ny foko rehetra aho; Hidera ny Anaranao aho, ry Iaveh, fa tsara Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
An-tsitrapo no anaterako sorona ho Anao; TOMPO ô, hidera Anao aho fa tsara Ianao; nafahanao tamin’ny fahoriako rehetra aho ka hitako maso ny fahavaloko resy.