Psalms 55:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ny vavaka ataoko, Andriamanitra ô, ary aza miery amin’ny fitarainako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Hiran’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny valiha. Tononkalo fananarana nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Maskila nataon'i Davida. Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô, ary aza miery amin'ny fitarainako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ny vavaka ataoko, Andriamanitra ô, ary aza miery amin’ny fitarainako!
malagasy
[Fitarainana nataon'izay navadiky ny sakaizany nahatoky azy] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Maskila nataon'i Davida. Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô, ary aza miery amin'ny fitarainako.