Psalms 55:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hodidininy andro aman’alina eny ambonin’ny mandany io; heloka sy fampahoriana no ao aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, aringano izy, ary akoroy ny fiteniny! fa ao an-tanàna dia heriny sy ady no hitako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Akorontano, Tompo ô, ny fikasan’ireo mpanohitra ahy; asaritaho ny teny ifanaovany. Ady sy an-keriny no hitako ao an-tanàna
Malagasy Bible 1865
Hodidininy andro aman'alina eny ambonin ny mandany io; ary heloka sy fampahoriana no ao aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hodidininy andro aman’alina eny ambonin’ny mandany io; heloka sy fampahoriana no ao aminy;
malagasy
Hodidininy andro aman'alina eny ambonin ny mandany io; ary heloka sy fampahoriana no ao aminy;