Psalms 55:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
faharavana no ao anatiny ary ny fitaka sy ny fanangolena dia tsy mba miala amin’ny lalambeny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voahodidiny andro aman’alina ny mandany; ny heloka sy ny fampahoriana no ao afovoany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy manodidina ny màndany andro aman’alina; heloka sy fampahoriana no ao anivon-tanàna
Malagasy Bible 1865
Ratsy no ao anatiny; ary ny fitaka sy ny fanangolena tsy mba miala amin'ny lalàmbeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
faharavana no ao anatiny ary ny fitaka sy ny fanangolena dia tsy mba miala amin’ny lalambeny.
malagasy
Ratsy no ao anatiny; ary ny fitaka sy ny fanangolena tsy mba miala amin'ny lalàmbeny.