Psalms 55:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy fahavalo no nanaratsy ahy, fa raha izany dia ho niaritra ihany aho; tsy olona nankahala ahy no nanandra-tena namely ahy, fa raha izany dia ho niery azy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faharatsiana no ao anatiny; tsy mandao ny kianjany ny famoretana amam-pitaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy ialam-pitaka sy kolikoly ny lalambeny.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy fahavalo no nanaratsy ahy,- fa raha izany, dia niaritra ihany aho; tsy olona nankahala ahy no nanandra-tena namely ahy, fa raha izany, dia niery azy aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy fahavalo no nanaratsy ahy, fa raha izany dia ho niaritra ihany aho; tsy olona nankahala ahy no nanandra-tena namely ahy, fa raha izany dia ho niery azy aho.
malagasy