Psalms 55:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao izay lehilahy mitovy saranga amiko, namako sy tena sakaizako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba hoe fahavalo akory no manaratsy ahy; raha izany dia zakako ihany; tsy mba rafilahy no mitsangan-kamely ahy; raha izany, hiery azy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha fahavalo no mamingavinga ahy, ho niaretako ihany; raha mpankahala no mirehareha hamely ahy, ho niafenako fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao, lehilahy mitovy saranga amiko, namako sy sakaizako indrindra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao izay lehilahy mitovy saranga amiko, namako sy tena sakaizako,
malagasy
Fa ianao, lehilahy mitovy saranga amiko, namako sy sakaizako indrindra,