Psalms 55:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia isika izay nifankamamy resaka ka niara-nandeha tamin’ny maro ho ao amin’ny tranon’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianao izay nataoko toy ny tenako; mpanolo-tsaina tsy anafenana aman-tsakaizako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ianao iray tarika amiko, tapaka, namana sy sakaiza!
Malagasy Bible 1865
Dia isika izay nifankamamy resaka ka niara-nandeha tamin'ny maro ho ao an-tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia isika izay nifankamamy resaka ka niara-nandeha tamin’ny maro ho ao amin’ny tranon’Andriamanitra!
malagasy
Dia isika izay nifankamamy resaka ka niara-nandeha tamin'ny maro ho ao an-tranon'Andriamanitra.