Psalms 55:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha izaho dia Andriamanitra no antsoiko ary NY TOMPO no hamonjy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho azon’ny fahafatesana tampoka izy ireo, ka hidina velona any amin’ny Seoly! Fa ao amin’ny fonenany, ao afovoan’izy ireo, ny hasomparana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ireo mpanohitra ahy ho faty tampoka; aoka hidina velona any an-toeran’ny maty izy, fa toe-dratsy no ao amin’ny fonenany, hevi-dratsy no ao anatin’ny fony!
Malagasy Bible 1865
Raha izaho, dia Andriamanitra no hantsoiko; ary Jehovah no hamonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha izaho dia Andriamanitra no antsoiko ary NY TOMPO no hamonjy ahy.
malagasy
Raha izaho, dia Andriamanitra no hantsoiko; ary Jehovah no hamonjy ahy.