Psalms 55:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hariva sy maraina ary mitataovovonana no itarainako sy itolokoako dia hihaino ny feoko Izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho kosa, Andriamanitra no antsoiko, ary i Iaveh no hamonjy ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa miantso an’Andriamanitra ka Izy TOMPO mihitsy no hamonjy ahy.
Malagasy Bible 1865
Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hariva sy maraina ary mitataovovonana no itarainako sy itolokoako dia hihaino ny feoko Izy
malagasy
Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,