Psalms 55:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hanavotra ahy ho amin’ny fiadanana hahafahako amin’ny adin’ireny amiko, fa maro no miady amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hariva, maraina, am-pamatonan’andro, mitaraina aho, mitoloko aho ka handre ny feoko Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na hariva na maraina na antoandro no anaovako sento sy toloko, dia ho henony hatrany aho.
Malagasy Bible 1865
Ka hanavotra ny fanahiko ho amin'ny fiadanana hahafahako amin'ny adin'ireny amiko, fa maro no miady amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hanavotra ahy ho amin’ny fiadanana hahafahako amin’ny adin’ireny amiko, fa maro no miady amiko.
malagasy
Ka hanavotra ny fanahiko ho amin'ny fiadanana hahafahako amin'ny adin'ireny amiko, fa maro no miady amiko.