Psalms 55:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihaino Andriamanitra izay mipetraka amin’ny sezafiandrianany hatrizay hatrizay. Hamaly ireo olona tsy miova toetra Izy, dia izay tsy matahotra an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanafaka ny fanahiko amin’ny ady amelezany ahy, ho amin’ny fiadanana, Izy, fa maro ry zareo miady amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohatoniny akaiky aho ka hafahany; eny, hotsoahiny soa aman-tsara aho amin’ny ady am-parimbona atao ahy.
Malagasy Bible 1865
Hihaino Andriamanitra, Izay mipetraka hatramin'ny taloha, ka hamaly ireo olona tsy miova toetra, sady tsy matahotra an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihaino Andriamanitra izay mipetraka amin’ny sezafiandrianany hatrizay hatrizay. Hamaly ireo olona tsy miova toetra Izy, dia izay tsy matahotra an’Andriamanitra.
malagasy
Hihaino Andriamanitra, Izay mipetraka hatramin'ny taloha, ka hamaly ireo olona tsy miova toetra, sady tsy matahotra an'Andriamanitra.