Psalms 55:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy aho ka valio! Miriorio ny eritreritro ka mitoloko aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny fivavahako, ry Andriamanitra, aza iambohoanao ny fitarainako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mba henoy ny fivavako, ary aza idifiana ny tarainako.
Malagasy Bible 1865
Henoy aho, ka valio; miriorio ny eritreritro, ka mitoloko aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy aho ka valio! Miriorio ny eritreritro ka mitoloko aho
malagasy
Henoy aho, ka valio; miriorio ny eritreritro, ka mitoloko aho,