Psalms 55:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatsotra ny tanany hamely izay nihavana taminy izy; namadika ny fanekeny izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ren’Andriamanitra ka hanetry an’ireny Izy, izay mipetraka mandrakizay ao amin’ny fiketrahany. - Selà Satria tsy misy fiovana ireny, tsy manana ny tahotra an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihaino anie Andriamanitra ka hampietry an’ireo, satria Izy no Mpanjaka hatrizay hatrizay! Fiatoana Tsy mety miova toetra ireo olon-dratsy ireo sady tsy matahotra an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Efa naninjitra ny tànany hamely izay nihavana taminy izy; namadika ny fanekeny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatsotra ny tanany hamely izay nihavana taminy izy; namadika ny fanekeny izy;
malagasy
Efa naninjitra ny tànany hamely izay nihavana taminy izy; namadika ny fanekeny izy.