Psalms 55:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malefaka noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maninji-tanana amin’izay mihavana aminy, mamadika ny fanekeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona nihavanany, aninjirany tanana; ny fifanekena nataony, ivadihany.
Malagasy Bible 1865
Malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malemy noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malefaka noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.
malagasy
Malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malemy noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.