Psalms 55:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao, Andriamanitra ô, no hampidina ireo any an-davaka lalina; ny mpandatsa-dra sy mpamitaka dia tsy hahatratra ny antsasaky ny androny; fa izaho kosa dia hatoky Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miankìna amin’i Iaveh fa hanohana anao Izy; tsy havelany hangozohozo mandrakariva ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Apetraho amin’ny TOMPO ny fiahianao, fa Izy no hanohana anao; na oviana na oviana ny olo-marina tsy havelany hangozohozo.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Andriamanitra ô, no hampidina ireo any an-davaka fanimbana; ny mpandatsa-drà sy mpamitaka tsy hahatratra ny an-tsasaky ny androny; fa izaho kosa dia hatoky Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao, Andriamanitra ô, no hampidina ireo any an-davaka lalina; ny mpandatsa-dra sy mpamitaka dia tsy hahatratra ny antsasaky ny androny; fa izaho kosa dia hatoky Anao.
malagasy
Fa Hianao, Andriamanitra ô, no hampidina ireo any an-davaka fanimbana; ny mpandatsa-drà sy mpamitaka tsy hahatratra ny an-tsasaky ny androny; fa izaho kosa dia hatoky Anao.