Psalms 55:24 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Ianao, ry Andriamanitra, dia hampidina azy any an-davaka fahaverezana; ireo olona mandatsa-dra sy mpamitaka, tsy hahatratra ny antsasaky ny androny. Fa ny amiko kosa, dia Ianao no ametrahako ny fitokiako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao, Andriamanitra ô, hampidina ao am-pasana ny olona mpandatsa-dra sy mpamitaka, na tsy mbola misasaka aza ny androm-piainany. Fa izaho kosa dia hatoky Anao hatrany.