Psalms 55:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny feon’ny fahavalo sy ny fampahorian’ny ratsy fanahy, fa manjera loza amiko ireny ary amin’ny fahatezerana no ankahalany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy aho, ary valio koa! Efa miriorio be ihany, mitoreo sy mitoloko aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka aho ho tandrinao sy hovalianao fa mivezi-poana amin-tsento sy toloko,
Malagasy Bible 1865
Noho ny feon'ny fahavalo sy ny fampahorian'ny ratsy fanahy; fa mampianjera loza amiko ireny, ary amin'ny fahatezerana no ankahalany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny feon’ny fahavalo sy ny fampahorian’ny ratsy fanahy, fa manjera loza amiko ireny ary amin’ny fahatezerana no ankahalany ahy.
malagasy
Noho ny feon'ny fahavalo sy ny fampahorian'ny ratsy fanahy; fa mampianjera loza amiko ireny, ary amin'ny fahatezerana no ankahalany ahy.