Psalms 55:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangorohoro ato anatiko ny foko ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho ny fandrahonan’ny fahavalo sy ny fampahorian’ny ratsy fanahy; satria ampidirany loza aho, ary enjehiny amim-pahatezerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noho ny fahavaloko mihiaka sy ny olon-dratsy mampahory ahy; eny, hasomparana no atorany amiko, sady tezerany sy ankahalainy aho.
Malagasy Bible 1865
Mangorohoro ato anatiko ny foko, ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangorohoro ato anatiko ny foko ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.
malagasy
Mangorohoro ato anatiko ny foko, ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.