Psalms 55:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy aho: Enga anie ka hanana elatra tahaka ny voromailala aho! Dia hanidina aho ka hahita izay hitoerako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hovitra amam-badi-po mamely ahy; ny horohoro koa manarona ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voan’ny tahotra sy tebiteby aho ary koa heniky ny horohoro.
Malagasy Bible 1865
Ka hoy izaho: enga anie ka manana elatra tahaka ny voromailala aho, dia handositra aho ka hahita izay hitoerako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy aho: Enga anie ka hanana elatra tahaka ny voromailala aho! Dia hanidina aho ka hahita izay hitoerako.
malagasy
Ka hoy izaho: enga anie ka manana elatra tahaka ny voromailala aho, dia handositra aho ka hahita izay hitoerako;