Psalms 55:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, handositra lavitra aho ka hitoetra any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy aho: Endrey! raha manana elatry ny voromahailala mantsy aho, dia hanidina sy hipetraka amim-piadanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy aho hoe: «Raha izay, hono aho, no mba ary elatra toa voromahailala hisidinako hitady izay hitoerako,
Malagasy Bible 1865
Eny, handositra lavitra aho ka hitoetra any an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, handositra lavitra aho ka hitoetra any an-tany efitra.
malagasy
Eny, handositra lavitra aho ka hitoetra any an-efitra.