Psalms 55:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handeha haingana aho hamonjy fialofana mba tsy ho azon’ny tafio-drivotra sy ny ranonoram-baratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handositra lavitra dia lavitra aho, ka honina any an’efitra any. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia handositra lavitra aho ka honina any an-taniefitra! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Handeha faingana aho hamonjy fialofana, mba tsy ho azon'ny tafio-drivotra sy ny ranonoram-baratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handeha haingana aho hamonjy fialofana mba tsy ho azon’ny tafio-drivotra sy ny ranonoram-baratra.
malagasy
Handeha faingana aho hamonjy fialofana, mba tsy ho azon'ny tafio-drivotra sy ny ranonoram-baratra.