Psalms 55:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aringano izy ary saratsaraho ny fiteniny, Tompo ô! Fa mahita loza sy adilahy ao an-tanàna aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitady fialofana faingana aho, lavitra ny tafio-drivotra aman-dranonoram-baratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho dodona hamonjy fialofana aho, tsy ho tratry ny tafiotra sy ny oram-baratra.»
Malagasy Bible 1865
Aringano izy, ary akoroy ny fiteniny, Tompo ô; fa mahita loza sy ady ao an-tanàna aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aringano izy ary saratsaraho ny fiteniny, Tompo ô! Fa mahita loza sy adilahy ao an-tanàna aho.
malagasy
Aringano izy, ary akoroy ny fiteniny, Tompo ô; fa mahita loza sy ady ao an-tanàna aho.