Psalms 56:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no deraiko noho ny teniny; NY TOMPO no deraiko noho ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia hiamboho ny fahavaloko, amin’ny andro iantsoako Anao; fantatro izao, fa momba ahy Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, amin’ny andro iantsoako Anao, dia hiamboho ireo fahavaloko ka hitsoaka; satria fantatro tokoa fa Ianao no momba ahy.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no iderako ny teniny; Jehovah no iderako ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no deraiko noho ny teniny; NY TOMPO no deraiko noho ny teniny.
malagasy
Andriamanitra no iderako ny teniny; Jehovah no iderako ny teniny.