Psalms 56:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no itokiako ka tsy mba hatahotra aho. Inona no hataon’ny olona amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny fanampian’Andriamanitra no iderako ny fahatanterahan’ny teniny. Amin’ny fanampian’i Iaveh no iderako ny fahatanterahan’ny fampanantenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Deraiko Andriamanitra noho ny teniny; eny, deraiko Izy TOMPO noho ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no itokiako; ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon'ny olona amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no itokiako ka tsy mba hatahotra aho. Inona no hataon’ny olona amiko?
malagasy
Andriamanitra no itokiako; ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon'ny olona amiko?