Psalms 56:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nivoady taminao aho, Andriamanitra ô, dia hanolotra fanati-pisaorana ho Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no itokiako, ka tsy matahotra na inona na inona aho. Inona no ho efan’izay olona foana amiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no itokiako ka afa-tahotra aho. Inona no ho vitan’izay olona osa amiko?
Malagasy Bible 1865
Nivoady taminao aho, Andriamanitra ô, dia hanatitra fanati-pisaorana ho Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nivoady taminao aho, Andriamanitra ô, dia hanolotra fanati-pisaorana ho Anao.
malagasy
Nivoady taminao aho, Andriamanitra ô, dia hanatitra fanati-pisaorana ho Anao.Fa efa nanafaka ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Hianao; eny, nanafaka ny tongotro Hianao mba tsy ho solafaka. Handehanako eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny fahazavan'ny velona.[Na: fahazavan'aina]