Psalms 56:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nanafaka ahy tamin’ny fahafatesana Ianao; eny, nanafaka ny tongotro Ianao mba tsy ho solafaka, mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra amin’ny fahazavan’ny velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voady nataoko taminao, ry Andriamanitra, tsy maintsy hoefaiko; hanatitra sorona fisaorana aminao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, nanao voady taminao aho ka hanefa sorom-pisaorana ho Anao,
Malagasy Bible 1865
Fa efa nanafaka ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Hianao; eny, nanafaka ny tongotro Hianao mba tsy ho solafaka. Handehanako eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny fahazavan'ny velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nanafaka ahy tamin’ny fahafatesana Ianao; eny, nanafaka ny tongotro Ianao mba tsy ho solafaka, mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra amin’ny fahazavan’ny velona.
malagasy
Fa efa nanafaka ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Hianao; eny, nanafaka ny tongotro Hianao mba tsy ho solafaka. Handehanako eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny fahazavan'ny velona.[Na: fahazavan'aina]