Psalms 56:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misafoaka manenjika mandrakariva ny mpampahory ahy; maro tokoa no mirehareha miady amiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindrà fo amiko, ry Andriamanitra, fa milofo mamely ahy ny olona, miady amiko tontolo andro izy, sady manenjika ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa enjehina; tontolo andro aho iadiana sy ampahorîna,
Malagasy Bible 1865
Misafoaka manenjika mandrakariva ny mpampahory ahy; maro tokoa no mirehareha miady amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misafoaka manenjika mandrakariva ny mpampahory ahy; maro tokoa no mirehareha miady amiko!
malagasy
Misafoaka manenjika mandrakariva ny mpampahory ahy; maro tokoa no mirehareha miady amiko.