Psalms 56:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no deraiko noho ny teniny; Andriamanitra no itokiako ka tsy mba hatahotra aho. Inona no hataon’ny nofo amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa azon-tahotra aza aho, dia mitoky aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa amin’ny andro atahorako, Ianao, ry ilay Avo, no itokiako.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no iderako ny teniny; Andriamanitra no itokiako, ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon'ny nofo amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no deraiko noho ny teniny; Andriamanitra no itokiako ka tsy mba hatahotra aho. Inona no hataon’ny nofo amiko?
malagasy
Andriamanitra no iderako ny teniny; Andriamanitra no itokiako, ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon'ny nofo amiko?