Psalms 56:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamily ny teniko mandrakariva ireny. Ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny fanampian’Andriamanitra no iderako ny fahatanterahan’ny teniny. Andriamanitra no itokiako, ka tsy matahotra na inona na inona aho: Inona no ho efan’ny olona foana amiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Deraiko Andriamanitra noho ny teniny; Izy no itokiako ka afa-tahotra aho. Inona no ho vitan’izay olona osa amiko?
Malagasy Bible 1865
Manimba ny raharahako mandra-kariva ireny; ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamily ny teniko mandrakariva ireny. Ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany.
malagasy
Manimba ny raharahako mandra-kariva ireny; ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany.[Na: Mamily ny teniko mandrakariva ireny]