Psalms 56:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mioko izy, mitily izy, mitsongo-dia ahy izy, satria mikendry ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asiany sain-katezerana mandrakariva ny teniko; ao amiko no ambentin-keviny rehetra hamerezany ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hampahory ahy no resahina tontolo andro, ny hanisy ratsy ahy ihany no heverin’ireo.
Malagasy Bible 1865
Miangona izy, miery izy, mitsongo-dia ahy izy, satria mikendry ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mioko izy, mitily izy, mitsongo-dia ahy izy, satria mikendry ny aiko.
malagasy
Miangona izy, miery izy, mitsongo-dia ahy izy, satria mikendry ny aiko.