Psalms 56:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany faharatsiany izany, moa hisy hahafahany va? Aripaho amin’ny fahatezeranao ny firenena, Andriamanitra ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mioko izy, mametraka mpitsikilo izy, mitsikilo ny diako izy, satria mikendry ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivorivory izy, dia miery mitsongo dia satria ny hahafaty ahy no kendreny.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany faharatsiany izany moa hisy hahafahany va? Aripaho amin'ny fahatezeranao ny firenena. Andriamanitra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany faharatsiany izany, moa hisy hahafahany va? Aripaho amin’ny fahatezeranao ny firenena, Andriamanitra ô!
malagasy
Amin'izany faharatsiany izany moa hisy hahafahany va? Aripaho amin'ny fahatezeranao ny firenena. Andriamanitra ô.[Na: Ny faharatsiana no atao-ny ho famonjena azy]