Psalms 56:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manisa ny firenireneko Ianao; ataovy an-tavoahanginao ny ranomasoko. Tsy ao amin’ny bokinao va ireny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
He izany heloka mitambesatra aminy, ka aiza no hahafahany indray? Aringano amin’ny fahatezeranao ireo vahoaka ireo, ry Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Valio araka ny haratsiany izy, Andriamanitra ô, aripaho amin-katezerana ireo olona ireo.
Malagasy Bible 1865
Manisa ny firenireneko Hianao; ataovy ao an-tavoahanginao ny ranomasoko; tsy eo amin'ny bokinao va ireny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manisa ny firenireneko Ianao; ataovy an-tavoahanginao ny ranomasoko. Tsy ao amin’ny bokinao va ireny?
malagasy
Manisa ny firenireneko Hianao; ataovy ao an-tavoahanginao ny ranomasoko; tsy eo amin'ny bokinao va ireny?