Psalms 57:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lehibe mihatra amin’ny lanitra ny famindramponao ary mihatra amin’ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao eo amin’ny vahoaka aho, ry Tompo, hankalaza Anao eo amin’ny firenena aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, vory vahoaka no hiderako Anao ary eo anivom-pirenena no hankalazako Anao amin-tsalamo,
Malagasy Bible 1865
Fa lehibe mihatra amin'ny lanitra ny famindram-ponao, ary mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lehibe mihatra amin’ny lanitra ny famindramponao ary mihatra amin’ny rahona ny fahamarinanao.
malagasy
Fa lehibe mihatra amin'ny lanitra ny famindram-ponao, ary mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao.Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.